Pages

Miarahaba anao, ary mirary anao sahady mba ahita soa miaraka aminay eto... Mamakia finaritra ary tompoko ôh !

Translate

mardi 4 mars 2014

Bay amin’ny vava, akory atao ?






Misy bay ao amin’ny ati-vava, amin’ny lela na amin’ny molotra ve ianao ? Mandreraka tokoa ity trangan-javatra iray ity, satria mangirifiry vao misokatra ny vava, tsy afaka misakafo, na ny miresaka ary tsy vita ! Mety maro ny antony mahatonga izany, ohatra ny tazo tsy vaky, ny “aphte”, na koa hoe voakaikitrao fotsiny ary ny lelanao dia efa mapiteraka fery izany.
Ireto ary misy toro-hevitra - mahomby - raha sendra misy bay ny vavanao :

 

1. Ny karibônetra (bicarbonate de soude)


Ararao ao anaty rano iray vera ny karibônetra iray sotro kely, ary iny no ento anotsanana ny vavanao isakin’ny avy misakafo ; na koa isakin’ny  manaintaina ilay fery.

2. Ravin’akondro


Mangalà  ravin’akondro maina, sasao madio tsara, ary ampangotray miaraka amin’ny rano (1) iray litatra, ary asio sira iray sotro. Rehefa mangotraka, dia esory ilay ravin’akondro, ary avelao angatsiaka ilay rano avy nangotraka teo ; ka ity farany no atao fanontsanam-bava. Ho itanao fa vetivety dia sitrana ilay bay !

3. Ny alamo


Ny alamo dia sady « antibactérien » no « anesthésiant » izany hoe sady mamono ny mikrôba izy, no manala fanaintainana. Alaivo ary ny Alamo, ary apetrao eo amin’ny faritra misy ny bay. Tsy ela akory dia tsy hanaintaina intsony ilay fery !

Izay ary ry zareo no azo ambara momba izay, ka ny irariana dia mba anao bye bye ny bay daholo isika rehetra ! Sa tsy izay ?
Share this post
  • Share to Facebook
  • Share to Twitter
  • Share to Google+
  • Share to Stumble Upon
  • Share to Evernote
  • Share to Blogger
  • Share to Email
  • Share to Yahoo Messenger
  • More...

Recevez les dernières nouveautés par email

Abonnez-vous pour avoir les nouveautés d'Hobby Magazine directement par mail !

Hobby Magazine.

2 commentaires

  1. Salama,
    Mitady orinasa tsy miankina amin'ny fanjakana sy orinasa tsy miankina izay manome vahaolana maharitra ve ianao? Manome karazana fampindramam-bola isan-karazany amin'ny fomba tena haingana sy mora isika, fanolorana manokana, fanolorana fiara, fanolorana trano, fanolorana mpianatra, fampindramam-bola, fampindramam-bola fampindramam-bola, fanamafisana ny trosa, ary bebe kokoa. Nolavin'ny banky sy ny andrim-panjakana hafa ve ianao? Mila fanamafisana orina amin'ny banky ve ianao? Aza manadino bebe kokoa fa misy eto isika mba hamerina ny olana ara-bola rehetra nataonareo taloha. Manolotra vola avy amin'ny 5000 dolara ka hatramin'ny 50.000.000 dolara isika amin'ny vidiny mahaliana 2%. Mifandraisa aminay androany amin'ny alàlan'ny mailay ankehitriny ary ho faly izahay ny hametraka ny olana ara-bola sy ny zavatra taloha, Tsy misy ny karaman'ny kaonty ilaina, 100% azo antoka.
    Alefaso anay: (albakerloanfirm@gmail.com).

    RépondreSupprimer
  2. Pročitajte moje svjedočanstvo o tome kako sam dobio brzi zajam od pouzdane tvrtke. Pozdrav, ja sam gospođica Veronica iz Hrvatske. Bio sam u financijskoj situaciji i trebao sam kupiti kuću. Pokušao sam potražiti zajam od različitih kreditnih tvrtki, privatnih i korporativnih, ali nije išlo, a većina banaka mi je odbila kredit. Ali kako bi Bog htio, upoznali su me s privatnim zajmodavcem koji mi je dao zajam od 90,000 eura i danas imam svoju kuću i vlasnik sam tvrtke i trenutno mi je dobro, ako morate ići na tvrtka za osiguranje zajma. bez kolaterala, bez provjere kreditne sposobnosti, samo 3% kamatna stopa i supotpisnik s boljim planovima i rasporedom otplate, kontaktirajte Davidson Albert Loan (davidsonalbertloan@gmail.com). On ne zna da to radim, ali sada sam tako sretna i odlučila sam dati ljudima više informacija o njemu i želim da ga Bog još više blagoslovi. Možete ga kontaktirati putem njegove e-pošte. davidsonalbertloan@gmail.com
    {WhatsApp: +38761545894}

    RépondreSupprimer

:) :-) :)) =)) :( :-( :(( :d :-d @-) :p :o :>) (o) [-( :-? (p) :-s (m) 8-) :-t :-b b-( :-# =p~ :-$ (b) (f) x-) (k) (h) (c) cheer

 
Posts RSSComments RSSBack to top
Copyright © 2014 by Akory aby eh ! ∙ Distributed By Free Blogger Templates | Template By Tin tuc 24h.
Tin tức thời sự cập nhật liên tục 24h từ các báo mạng uy tín Việt Nam.