Pages

Miarahaba anao, ary mirary anao sahady mba ahita soa miaraka aminay eto... Mamakia finaritra ary tompoko ôh !

Translate

lundi 3 mars 2014

Ny "yaourt", ody anga-drano mahomby !



Misy anga-drano ve ianao ? Efa nanandrana an'izao shampooing rehetra izao fa saingy tsy misy mandaitra ? Mifalia ary fa ity misy torohevitra atoroko anao : yaorta indray andramana !

Aaa ka, tsy mihanihany aho ! Tena mety mihitsy io fomba iray io. Ka izao ary atao :

Zavatra ilaina :
- yaorta natiora (tsy misy siramamy !)
- shampooing fampiasanao mahazatra

Ka izao ary no ndeha hataonao :

1- Sasao tsara amin'ny shampooing aloha ny lohanao, izay shampooing ampiasainao eo mety daholo fa tsy olana. Avy eo kobano tsara mazava ho azy...

2- Manaraka, andeha ampiasa ilay yaorta amin'izay isika : rehefa voasasa tsara tamin'ny shampooing ary ny volonao dia alaivo ilay yaorta - tsy misy siramamy - ary tonga dia ahosory amin'ny volonao (izany hoe atao solon'ny "après shampooing" ilay yaourt). Ahosory tsara, ataovy mahazo ny hodidoha rehetra ! Ary apetrao eo mandritry ny folo (10) minitra.

3- Farany, rehefa tapitra ny folo minitra, afaka sasanao amin'izay ny volonao ! Tsaratsara kokoa raha rano matimaty no ampiasaina.


Lire cet article en français, cliquez ici : hobby-mazanine.blogspot.com
Share this post
  • Share to Facebook
  • Share to Twitter
  • Share to Google+
  • Share to Stumble Upon
  • Share to Evernote
  • Share to Blogger
  • Share to Email
  • Share to Yahoo Messenger
  • More...

Recevez les dernières nouveautés par email

Abonnez-vous pour avoir les nouveautés d'Hobby Magazine directement par mail !

Hobby Magazine.

1 commentaires

  1. Tena nalahelo ahy ny vadiko raha vao niditra tao amin'ny mpitsara ara-bola izahay ka nananatra ny fangatahanay ho nanao bankirompitra, dia tsy nanana vola firy izahay fa nandefasana ny zanakay vavy ho any amin'ny oniversite izay tsy azonay aloa. Manara-maso ny fampindramam-bola hividianana vola (orinasa mpanao fampindramam-bola), izay nanampy ny olona tahaka anay, mahazo fiovàna fiantohana. Ny orinasam-pifandraisanay tsirairay dia naniry ny volany teo aloha teo amin'ny $ 1,000 ka hatramin'ny $ 2,000 izay tsy ho vitantsika. Satria nieritreritra izahay fa tsy manana fanantenana ny hisafidy ny hivarotra na hamoy ny tranonareo amin'ny fanakatonana azy. Avy eo aho dia nahita gazety iray tao an-toerana ary ny fonony dia Loan Bonding Corporation. Ireo dingana telo lehibe; 1. Manolotra fampiharana elektronika ianao. E-mail: albakerloanfirm@gmail.com 2. Mametraha fomba tsara hamantarana ny maha-olom-pirenena anao ny karatra maha-olom-pirenena na ny fahazoan-dàlana mitondra fiara sy ny kaonty amin'ny banky. 3. Ny trosa dia arotsaka, ankatoavina ary alefa. Nihena ny tantara lava, nanampy tamin'ny fidiram-bola izy ireo tamin'ny 4% ary novana tamin'ny fanavaozana. Nomeny ihany koa ny zanany vavy mba hanomezana antoka ny mpianatra mba hamenoana ny karamako feno. Niara-niasa tamin'ny fampindramana an'i Lasson izahay, izay nampitandrina anay momba ny fivoaran'izao tontolo izao. Izy no nanao ny taratasy rehetra, antso an-telefaona, sns. Nanao izany daholo izy rehetra ary nahazo trosa izay ekentsika. Rehefa manaiky ny fepetran'ny fampindramam-bola aho ary nanolotra ny antsipirian'ny bankiko, dia nandoa ny vidiny sarobidy ho an'ireo tolotra ireo aho. Tsy ho azontsika ho tsotra sy azo ekena izany raha tsy tamin'ny alalan'ny dingan-dàlany tamin'ny fahalalantsika. Tsy manam-potoana hisaotra anao aho, Misaotra anao! Tsy afaka nanontany ekipa tsara kokoa aho. Miakatra ny vidin-tsolika. Ny tsara indrindra ho anao, mifindra trano Raha misy olana toy ny anay, midira amin'ny orinasa mpitrandraka trosa. Afaka miasa izy ireo. Ankasitrahan'i Timoty sy i Maria natao ny 16 Febroary 2018 tao Columbus, GA

    RépondreSupprimer

:) :-) :)) =)) :( :-( :(( :d :-d @-) :p :o :>) (o) [-( :-? (p) :-s (m) 8-) :-t :-b b-( :-# =p~ :-$ (b) (f) x-) (k) (h) (c) cheer

 
Posts RSSComments RSSBack to top
Copyright © 2014 by Akory aby eh ! ∙ Distributed By Free Blogger Templates | Template By Tin tuc 24h.
Tin tức thời sự cập nhật liên tục 24h từ các báo mạng uy tín Việt Nam.