Manomboka
mangitsy ny andro, ho avy ity ny ririnina ! Hoavy miaraka amin'izay koa nefa ny
sery ! Makaleo, mahasorena,manimba tontolo andro...
Ny sery anefa tsy mitovy
amin'ny aretina rehetra ka hoe afaka sitranina amin'ny fanafody omen'ny
dokotera, tsia ! Ny “antibiotique” dia tsy mandaitra amin'ny sery velively. Ny
hany mba afaka atao dia ny mihinana “vitamine
C”, mba hampatanjaka ny vatana mandritry ny andro mahavoan'ny sery.
Kanefa
kosa, ireto misy toro-hevitra kely atoroko anao, tsy hoe manasitrana ny sery,
fa mba farafaharatsiny manamaivamaivana anao mandritry ny tontolo andro :
1- Ny ranon-tsira
Mety
maro no efa mahafantatra ity fomba iray ity, dia ny ranon-tsira izany na hoe "solution saline":
-
ampangotray ny rano
-
avelao angatsiaka
-
ary ahidino anaty vera, ka ararao ao ny sira iray sotrokely. Arorohy tsara mba
ho levona ilay sira. Ka iny no araraka ao amin'ny lavakorona tsirairay (amin'ny
alalan'ny seringue ohatra) mba ilan'ny sery. Mandaitra fa andramo !
2- Ny fivehevehana
Raha
voan'ny sery ianao, dia tena mety aminao ny mievika. Maro ny zavatra afaka
ievehana : tongolo gasy, ravintsara, veromanitra, sns. Ka izao no ndeha
ataonao, raisintika ohatra hoe tongolo gasy no safidinao :
- ampangotray ny rano
-
arotsay ao ny tongola gasy, na tsy tetehana ary tsy maninona
-
avelao angotraka minitra maromaro
-
farany, ahidino ao anaty koveta ilay rano mafana misy tongolo gasy. Mangalà
lamba na servieta ary arakofy ny lohanao, ary mieveha ilay rano mafana misy
tongolo gasy.
3- Hosory menaka ny vatanao
Mba ampisokatra ny taovam-pisefoana, dia
tsaratsara kokoa raha hosoranao menaka manitra ny vatanao amin’ny fotoana mahavoan’ny
sery. Ny lamosina sy ny faritry ny tratra no hosorana. Afaka mampiasa menaka
azo avy amin’ny ravintsara, na “menthe”, na “eucalyptus”, na jirofo, na hafa
ianao.
4- Azadino ny sakafo be “vitamine C”
Afaka mihinana pilina “ vitamine C” izay amidy eny amin’ny
mpivaro-panafody ireny ianao. Kanefa kosa tsy voatery, satria maro ny sakafo
afaka ahitana io otrikaina iray io : ohatra amin’izany ny ranom-boasary sy ny ranom-boasarimakirana
izay tena be “vitamine C” tokoa !
(Raha misy fanontaniana dia apetrao !)
Tena nalahelo ahy ny vadiko raha vao niditra tao amin'ny mpitsara ara-bola izahay ka nananatra ny fangatahanay ho nanao bankirompitra, dia tsy nanana vola firy izahay fa nandefasana ny zanakay vavy ho any amin'ny oniversite izay tsy azonay aloa. Manara-maso ny fampindramam-bola hividianana vola (orinasa mpanao fampindramam-bola), izay nanampy ny olona tahaka anay, mahazo fiovàna fiantohana. Ny orinasam-pifandraisanay tsirairay dia naniry ny volany teo aloha teo amin'ny $ 1,000 ka hatramin'ny $ 2,000 izay tsy ho vitantsika. Satria nieritreritra izahay fa tsy manana fanantenana ny hisafidy ny hivarotra na hamoy ny tranonareo amin'ny fanakatonana azy. Avy eo aho dia nahita gazety iray tao an-toerana ary ny fonony dia Loan Bonding Corporation. Ireo dingana telo lehibe; 1. Manolotra fampiharana elektronika ianao. E-mail: albakerloanfirm@gmail.com 2. Mametraha fomba tsara hamantarana ny maha-olom-pirenena anao ny karatra maha-olom-pirenena na ny fahazoan-dàlana mitondra fiara sy ny kaonty amin'ny banky. 3. Ny trosa dia arotsaka, ankatoavina ary alefa. Nihena ny tantara lava, nanampy tamin'ny fidiram-bola izy ireo tamin'ny 4% ary novana tamin'ny fanavaozana. Nomeny ihany koa ny zanany vavy mba hanomezana antoka ny mpianatra mba hamenoana ny karamako feno. Niara-niasa tamin'ny fampindramana an'i Lasson izahay, izay nampitandrina anay momba ny fivoaran'izao tontolo izao. Izy no nanao ny taratasy rehetra, antso an-telefaona, sns. Nanao izany daholo izy rehetra ary nahazo trosa izay ekentsika. Rehefa manaiky ny fepetran'ny fampindramam-bola aho ary nanolotra ny antsipirian'ny bankiko, dia nandoa ny vidiny sarobidy ho an'ireo tolotra ireo aho. Tsy ho azontsika ho tsotra sy azo ekena izany raha tsy tamin'ny alalan'ny dingan-dàlany tamin'ny fahalalantsika. Tsy manam-potoana hisaotra anao aho, Misaotra anao! Tsy afaka nanontany ekipa tsara kokoa aho. Miakatra ny vidin-tsolika. Ny tsara indrindra ho anao, mifindra trano Raha misy olana toy ny anay, midira amin'ny orinasa mpitrandraka trosa. Afaka miasa izy ireo. Ankasitrahan'i Timoty sy i Maria natao ny 16 Febroary 2018 tao Columbus, GA
RépondreSupprimerSteel vs Titanium | Titanium-arts.com
RépondreSupprimerSteel vs Titanium | Titanium-arts.com, an titanium scooter bars expert in the titanium bike production of graphite and iron oxide oxide. See titanium mens wedding band the company's reviews, ratings, samsung titanium watch and titanium tent stove more.
Pročitajte moje svjedočanstvo o tome kako sam dobio brzi zajam od pouzdane tvrtke. Pozdrav, ja sam gospođica Veronica iz Hrvatske. Bio sam u financijskoj situaciji i trebao sam kupiti kuću. Pokušao sam potražiti zajam od različitih kreditnih tvrtki, privatnih i korporativnih, ali nije išlo, a većina banaka mi je odbila kredit. Ali kako bi Bog htio, upoznali su me s privatnim zajmodavcem koji mi je dao zajam od 90,000 eura i danas imam svoju kuću i vlasnik sam tvrtke i trenutno mi je dobro, ako morate ići na tvrtka za osiguranje zajma. bez kolaterala, bez provjere kreditne sposobnosti, samo 3% kamatna stopa i supotpisnik s boljim planovima i rasporedom otplate, kontaktirajte Davidson Albert Loan (davidsonalbertloan@gmail.com). On ne zna da to radim, ali sada sam tako sretna i odlučila sam dati ljudima više informacija o njemu i želim da ga Bog još više blagoslovi. Možete ga kontaktirati putem njegove e-pošte. davidsonalbertloan@gmail.com
RépondreSupprimer{WhatsApp: +38761545894}